Ity Hirako Ity chords by Thiera Bruno
Guitar chords with lyrics
Tuning: Standard (E A D G B E)
Intro:
Am D G Em Am D C
Verse:
G C G
Ity hirako ity dia atolotro anao
D
Hahatsiarovanao ny anarako
G C G
Raha ho lasa any ianao Ka ho lavitra ahy
D G
Veloma mandrapihaona
G C G
Aza hadino lalandava Fa mpinamana isika
D
Tsy mba nifankafoy tety
G C G
Mpizara alahelo, mpizara hafaliana
D G
Izaho sy ianao hatramin’izao.
Verse:
Am D G Em
Very namana aho nilaozanao
D C G
Ka iza indray izao no antenaiko
Am D G Em
Hilazako ny manahirana ahy
Am D C G
Hisolo ny toeranao
G C G
Tsy ny elanelan-tany na ny fahalavirana
D
No hampisy ny fanadinoana
G C G
Fa raha sento tokana monja Ary tsiahy iray minitra
D G
Dia ampy hampiray antsika
G C G
Koa raha manina ahy ianao Na te hanoratra
D
Ny aty tsy miova adiresy
G C G
Tsy miova fanahy, tsy miova fitia
D G
Fa miandry, miandry anao Last updated:
Please rate for accuracy!
