Mamelà Ny Nosinay chords by Tanora Masina Itaosy
Guitar chords with lyrics
Intro:
C G Am F G C
Verse 1:
C
Misedra olana
Am
Ity Nosy Malalanay ity
Dm F G
Mangataka aminao izahay Kristy
F G
Vahao re ny olana
C Am
Esory ireo fatorana
Dm F G
'zay mbola manefitra anay hiray aminao
F G C
Anao anie ity Madagasikara ity
Am
Jesôsy ô
Dm G
Miangavy anao re 'zahay
C
Vonjeo re ry Ray
Verse 2:
C
Misedra olana
Am
Ity Nosy Malalanay ity
Dm F G
Mangataka aminao izahay Kristy
F G
Vahao re ny olana
C Am
Esory ireo fatorana
Dm F G
'zay mbola manefitra anay hiray aminao
F G C
Anao anie ity Madagasikara ity
Am
Jesôsy ô
Dm G
Miangavy anao re 'zahay
C
Vonjeo re ry Ray
Chorus:
F G C
O O O O O O O O (Ampio 'zahay)
F G Am
O O O O O O O O (Vonjeo re ry Ray!)
F G Am
Fa miaina ao anatin'ny sarotra sy ny fijaliana
F G C
Jereo f'efa reraky ny ady sy fahoriana izahay
F G Am
Manjaka tokoa ny asan'i Satana sy ny haratsiana
F
O o mifona re
G C
Mamelà ity Nosinay!
Interlude:
F G Am F G C
Verse 3:
C
Misedra olana
Am
Ity Nosy Malalanay ity
Dm F G
Mangataka aminao izahay Kristy
F G
Vahao re ny olana
C Am
Esory ireo fatorana
Dm F G
'zay mbola manefitra anay hiray aminao
F G C
Anao anie ity Madagasikara ity
Am
Jesôsy ô
Dm G
Miangavy anao re 'zahay
C
Vonjeo re ry Ray
Chorus:
F G C
O O O O O O O O (Ampio 'zahay)
F G Am
O O O O O O O O (Vonjeo re ry Ray!)
F G Am
Fa miaina ao anatin'ny sarotra sy ny fijaliana
F G C
Jereo f'efa reraky ny ady sy fahoriana izahay
F G Am
Manjaka tokoa ny asan'i Satana sy ny haratsiana
F
O o mifona re
G C
Mamelà ity Nosinay!
Outro:
F G C
O O O O O O O O (Ampio 'zahay)
F G Am
O O O O O O O O (Vonjeo re ry Ray!)
F G Am
O O O O O O O O (Ampio 'zahay)
F G C
O O O O Vonjeo re ry Ray! Last updated:
Please rate for accuracy!
