C G Mahatsiaro anao foana aho F G Isaky ny maraina ny andro Em Am Mahatsiaro anao foana aho Dm G Isan'andro isan'andro C G Malahelo an-dry foana aho F G Raha vao mamoha varavaran-kely Em Am Malahelo an-dry foana aho Dm G Raha vao mandre feom-boronkely C
Oh ! Oh! Am Na dia lavitra aza F Ny elanelan-tany G C Mahatsiaro anao foana aho aty Am Ny foko sy ny saiko F Ferako tsy ho any G C A Tsy mety fa mbola minia F G C A Manina fa lavitra anao F G C Manina fa tsy hita ny atao C G Mahatsiaro anao foana aho F G Raha vao mody ny masoandro Em Am Mahatsiaro anao foana aho Dm G Isan'andro isan'andro C G Malahelo an-dry foana aho F G Raha vao mandre feona mozika Em Am Malahelo an-dry foana Dm G Ny fiharantsika C Oh ! oh !