Difficulty
Beginner
Rate for accuracy
🎸
F F
Somambisamby re ry lahy e , toy ny andro diavolana
F F
Ka ontsaontsa ny fanahy, fa maro ny olana
G G
Manembona ny any aminay , tanàna tsy foina
G G
Mahatsiaro ireo havanay, tsy hay hadinoina , mba jerijereo
C C F G
Mba jerijereo ny tananàntsika , aza avela hangina , aza avela hangatsiaka
F Em G C F Em G C
Fa mbola ho tonga indray androany , hitondra ny soa , hitondra ny mamy
F Em G C
Hirongo tantely ,hirongo vilany
F F
Toa mateti-pihavy kanefa ilay ora-panala
F F
Ka lasa ny saina miantefa hamangy ny malala
G G
Ka lavitra anefa ny any ,toa saro-banjinina
G G
Ny sento no hampitaina any , veloma masìna ô
C C F
Veloma masìna ,veloma ry tiana
G
Alao ny alahelo handao ny akiviana
F Em G C F Em
Fa mbola ho tonga indray androany
G C
Hitondra ny soa , hitondra ny mamy
F Em G C
Hamafa tomany ,hamafa vinany
F F
Na dia maro aza ny zava-midona, aza atao mampifezaka
F F
Aza kivy na very finoana ,mandehana manezaka
G G
Ao anatin' ny ngidy ny mamy, ka saro-takarina
G G
Misy ny ambony ,misy ny ambany , izay no marina fa ny ady tsy vita
C C F
Ny ady tsy vita fa mbola hitohy
G
Ny mety tafita ,raha mamohifohy
F Em G C F Em
Ka raiso ny ampinga, raiso ny hery
G C
Handresy ireo kinga , tsy maneritery
F Em G C
Handrava fanànana, hamokatra fery
Song History
Published: August 3, 2022
Last Updated: September 10, 2025