Tuning: Standard (E A D G B E) Intro: N.C G G' C/G (x2) Verse 1: G Am Em G Tonga aho dia nanoroka C D G Ny takolakao C Bm Am C Nefa ianao toa tsy mba nangoraka ahy Em D7 G Angamba kosa efa lao
Verse 2: G Am Em G Mba hitanao tokoa va re C D G G7 G6 G Ireto masoko mitoloko o o o C Bm Am C Mitady fitiavana be dia be Em D7 G Mba hampitony ny foko corus 1: Am Bm C G Nangarika fotsiny ianao Am Bm D Ka nanao jado-tongotra Am7 C G Em Malama anie ny lalana ho diavinao Am D7 G G7 G6 G Ka sao ianao ho potraka o! o! o! Am7 C G Em Malama anie ny lalana ho diavinao Am D7 G Ka sao ianao ho potraka Verse 3: G Am Em G Dia handao ahy tokoa va ianao C D G Ry Farakely o G7 G6 G o o o C Bm Am C Fo maratra anie no sisa navelanao Em D7 G o o o o o o corus 2: Am Bm C G Nefa ianao sao mihevitra Am Bm D Fa izaho hanaraka anao Am7 C G Em Ry Farakely mahalasa eritreritra Am D7 G G7 G6 G Zory ny lalanao o ! o! o! Am7 C G Em Ry Farakely mahalasa eritreritra Am D7 G Zory ny lalanao Solo: G Am Em G C' D G G' G6 G C Bm Am C' Em D7 G corus 2: Am Bm C G Nefa ianao sao mihevitra Am Bm D Fa izaho hanaraka anao Am7 C G Em Ry Farakely mahalasa eritreritra Am D7 G G7 G6 G Zory ny lalanao o ! o! o! Am7 C G Em Ry Farakely mahalasa eritreritra Am D7 G Zory ny lalanao Outro: N.C G G7 C/G (2x)
Last updated: