Key: G Intro: D Em7 A D (3x) D Em7 A G D Verse 1: G Bbdim Bm A Zahay mivady toa sondrian-tory G Bbdim Bm Mihevitra anao ho ankizy foana G Bbdim Bm A Nony nihiratra taitra tsitahita akory G Bbdim Bm Hay moa ianao tonga taona
Pre-Chorus 1: D Em7 A D Hay moa tokoa ianao hary elatra D Em7 A D Te hanana zo, te handeha, te hivelatra D Em7 A D Vita ny adidin’i Dada sy Neny D Em7 A D Efa voninkazo ’lay voa novoleny Chorus: Em A Handeha, tsara tso-drano Em A Tsy ho azon-tsampona, tsy hidiran’angano Em A Handeha, soava-tsarà Bm A G A Bm A Bm C#m D ’Zay vao tena lehilahy Pre-Chorus 2: G Bbdim Bm A Be ny tafahoatra, be koa ny tsy ampy G Bbdim Bm Na ny anatra na tambitamby G Bbdim Bm A Be ny sakantsakana, be ny fandraràna G Bbdim Bm Toa_hoe tara toetr’andro izahay mazàna Tetezana D Em7 A D Nefa izay moa no mba heverinay ho tsara D Em7 A D Satria ny tianay ho tsara dimby sy fara D Em7 A D Aza tsiny mety_tsy_ho tsara daholo D Em7 A D Ny mba faniriana nahay nitaiza sy nikolo Chorus: Em A Handeha, ny any aloha no banjino Em A Ny fahendrena no vatsy aza hadino Em A Handeha, mahità ny mamy Bm A G A Bmadd4 A Bm C#m D Mba ho lavitra tomany Solo: Em A (3x) G A Bm A Bm C#m D Pre-Chorus 3: D Em7 A D Lasa nandeha ka hisidina irery D Em7 A D Efa lehibe tsisy handidy, tsisy hanery D Em7 A D Handimby ireo zoky, hiantsorok’adidy D Em7 A D Ny mba faniriana tsy ho ratsy safidy Chorus: Em A Handeha, mahaleova Em A F'ianao no dimby, ianao no handova Em A Handeha, ny anarantsika Bm A G A Bm Aza avela ho_entin-driaka A Bm C#m D